plt_tn/1ch/08/29.md

343 B

Ny razamben'i Gibeona, dia i Jehiela, izay antsoina hoe Imaka ny vadiny, dia nipetraka tao Gibeona

Eto ny hoe "razambe" dia maneho ny toeran'i Jehiela ho olona mpitarika ao amin'ny tanànan'i Gibeona. DH: "Jehiela, ilay mpitarik'i Gibeona, dia nipetraka tao Gibeona. Imaka no anaran'ny vadiny."

Ny lahimatoany

"Ny lahimatoan'i Jehiela"