plt_tn/1ch/01/43.md

16 lines
321 B
Markdown

# Bela ... Beora ... Jobaba ... Zera ... Hosama
Ireo avy no anaran'ny olona.
# Dinaba ... Bozra
Ireo no anaran'ireo toerana.
# Hosama avy any amin'ny tanin'ny Temanita no nanjaka nandimby ny toerany
"Hosama, avy any amin'ny tany izay nonenan'ny taranaka, nanjaka taoriany.
# Termanita
Io no anarana vondron-olona.