plt_tn/mat/02/16.md

24 lines
801 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto dia miverina any amin'ny Heroda indray ny tantara ary manambara ny nataony rehefa fantany fa namitaka azy ireo lehilahy manam-pahalalana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo tranga ireo dia nitranga talohan'ny nahafatesan'i Heroda, izay nambaran'ny mpanoratra tao amin'ny 2:13
# voafitak'ireo lehilahy manam-pahalalana
Azo atao hoe: "nanala baraka azy tamin'ny famitahana azy ireo lehilahy manam-pahalalana"
# Naniraka sy nampamono ny zazalahy rehetra
Tsy Heroda tenany no namono ireo zazalahy. DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hamono ny lahy kely rehetra" na "nandefa ireo miaramilany izy mba hamono ny zaza lahy rehetra"
# roa taona no midina
"roa taona sy izay kely noho izany" (UDB)
# araka ny fotoana
"mifototra amin'ny fotoana"