# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto dia miverina any amin'ny Heroda indray ny tantara ary manambara ny nataony rehefa fantany fa namitaka azy ireo lehilahy manam-pahalalana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo tranga ireo dia nitranga talohan'ny nahafatesan'i Heroda, izay nambaran'ny mpanoratra tao amin'ny 2:13 # voafitak'ireo lehilahy manam-pahalalana Azo atao hoe: "nanala baraka azy tamin'ny famitahana azy ireo lehilahy manam-pahalalana" # Naniraka sy nampamono ny zazalahy rehetra Tsy Heroda tenany no namono ireo zazalahy. DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hamono ny lahy kely rehetra" na "nandefa ireo miaramilany izy mba hamono ny zaza lahy rehetra" # roa taona no midina "roa taona sy izay kely noho izany" (UDB) # araka ny fotoana "mifototra amin'ny fotoana"