plt_tn/mal/04/04.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Tadidio ny fampianaran'i Mosesy mpanompoko izay nomeko azy
Ny votoatom-pampianaran'Andriamanitra dia voalaza toy ny zavatra izay nomen'Andriamanitra an'i Mosesy.
# Tadidio
Eto ny "tadidio" dia midika "fiheritreretana" ary, mitovy amin'ny hoe "ankatoavy."
# Horeba
Ity dia anarana hafa amin'ny Sinay
# teo anoloan'ny Israely rehetra
"tahaka ny olon'Israely rehetra izay niandry teo an-tendrombohitra"
# Israely rehetra
Eto ny "Israely rehetra" dia maneho vahoakan'Israely rehetra ao amin'ny firenen'Israely.
# ireo didy
Ireo dia lalàna nomen'Andriamanitra an'Israely tamin'ny fotoana rehetra.
# ireo fitsipika
Ireo dia fanampahan-kevitra mitovy hanazavana ny fomba fampiharana ireo lalàna amin'ny ankapobeny amin'ny fiainana andavan'andro.
# fiavian'ilay andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh
Eto ny fisehoan-javatra amin'ity andro ity toy ny fahatongavana. D.H: "talohan'ny nitrangan'ny andro lehibe sy mampihorohoron'i Yaveh"
# andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh
ity dia teny maneho ny fotoana rehetra amin'izay hiasan'i Yaveh.
# Hamerina ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka Izy, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ireo rainy,
Eto ny fiovana izay fomba heverin'olona dia voalaza toy ny fivadihan'ny fon'izy ireo.