# Tadidio ny fampianaran'i Mosesy mpanompoko izay nomeko azy Ny votoatom-pampianaran'Andriamanitra dia voalaza toy ny zavatra izay nomen'Andriamanitra an'i Mosesy. # Tadidio Eto ny "tadidio" dia midika "fiheritreretana" ary, mitovy amin'ny hoe "ankatoavy." # Horeba Ity dia anarana hafa amin'ny Sinay # teo anoloan'ny Israely rehetra "tahaka ny olon'Israely rehetra izay niandry teo an-tendrombohitra" # Israely rehetra Eto ny "Israely rehetra" dia maneho vahoakan'Israely rehetra ao amin'ny firenen'Israely. # ireo didy Ireo dia lalàna nomen'Andriamanitra an'Israely tamin'ny fotoana rehetra. # ireo fitsipika Ireo dia fanampahan-kevitra mitovy hanazavana ny fomba fampiharana ireo lalàna amin'ny ankapobeny amin'ny fiainana andavan'andro. # fiavian'ilay andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh Eto ny fisehoan-javatra amin'ity andro ity toy ny fahatongavana. D.H: "talohan'ny nitrangan'ny andro lehibe sy mampihorohoron'i Yaveh" # andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh ity dia teny maneho ny fotoana rehetra amin'izay hiasan'i Yaveh. # Hamerina ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka Izy, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ireo rainy, Eto ny fiovana izay fomba heverin'olona dia voalaza toy ny fivadihan'ny fon'izy ireo.