forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Nandreraka an'i Yaveh ianareo
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia voalaza toy ny fitondran-tenan'ny olona mety ho reraka, saingy Andriamanitra tsy afaka hampitombo ny hevitry ny arerahana ara-batana na ara-tsaina.Ity fanambarana ity dia mety midika izay nahatonga an'i Yaveh tafintohina na sosotra. D.H: "Nanafintohina an'i Yaveh ianareo."
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no nandrerahanay Azy?
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia midika fandàvana izay ratsy rehetra efa vitan'ny olona. Azo lazaina ho fanambarana izany. D.H: "Tsy mbola nandreraka Azy tokoa izahay."
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny fitenenana hoe
|
||
|
|
||
|
Ny hevitra feno eto dia, "nandreraka Azy tamin'ny fitenenana ianareo hoe." Ity dia valin-tenin'ny mpaminany amin'ny fanontaniana fampisainana.
|
||
|
|
||
|
# eo imason'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Eto "eo imason'i Yaveh" dia midika "ny hevitr'i Yave."
|
||
|
|
||
|
# Aiza ny Andriamanitry ny fahamarinana?
|
||
|
|
||
|
Mametraka ity fanontaniana ity ireo mpisorona mba hanambarana izay tsy hikarakaran'i Yaveh na ny olona manao ratsy na tsy, na izay tsy mbola nanasaziany ireo mpanao ratsy. D.H: "Tsy ho sazian'Andriamanitra tokoa ny olon-dratsy!"
|
||
|
|
||
|
# Andriamanitry ny fahamarinana?
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra izay manasazy ireo mpanao ratsy fotsiny.
|