plt_tn/1co/05/03.md

28 lines
704 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy eo ara-batana aho ... fa eo ara-panahy
"Izaho dia ... mieritreritra anareo hatrany"
# efa nitsara ilay iray izay nanao izany sahady ... aho
"hitako fa meloka ilay olona izay nanao izany"
# miara-mivory
"mihaona"
# amin'ny anaran'i Jesosy Tompontsika
fomba fiteny iray hilazana ny fahatongavana hiara-hanompo ny Tompo Jesosy
# Nataoko izany
"Nitsara izany olona izany aho"
# mba hanolorana izany lehilahy izany ho an'ny Satana
Izany dia hilazana ny fanalana ilay olona avy amin'ny olon'Andriamanitra, mba hiainany any amin'ny fanjakan'i Satana, ilay tontolo ivelan'ny fiangonana.
# ho famotehana ny nofo
mba harary ara-batana noho ny otany amin'ny famaizan'Andriamanitra azy ilay olona