plt_tn/1ch/06/31.md

12 lines
436 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tao aorian'ny nijanonan'ny fiara tao
"Nametraka ny fiara teo ny vahoakan'Israely"
# tabernakely, ilay trano lay fihaonana
Ireo mety ho dikany dia 1) ny hoe "ilay trano lay fiaonana" mamaritra ny anarana hafa ho an' "ilay tabernakely" (UDB) na 2) "ilay fitoerana masin'ny trano lay fiaonana."
# Nahatanteraka ny adidiny nifanaraka tamin'ireo toromarika izay nomena azy izy ireo
DH: "Mankato ireo torolalan'i Davida ireo mpihira"