forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
747 B
Markdown
16 lines
747 B
Markdown
|
# Fa Yaveh Andriamanitra no masoandro sy ampinga
|
||
|
|
||
|
Yaveh izay mitarika sy miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe masoandro sy ampinga. DH: "Fa Yaveh Andriamanitra no mitarika antsika tahaka ny hazavana avy amin'ny masoandro, ary Izy miaro antsika tahaka ny ampinga"
|
||
|
|
||
|
# hanome fahasoavana sy voninahitra Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny anarana "fahasoavana" sy "voninahitra" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ho tso-po amintsika Yaveh ka hanome voninahitra antsika"
|
||
|
|
||
|
# izay mandeha amin'ny fahitsiana
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fizotram-piainan'ny olona iray na fitondran-tenany dia lazaina toy ny hoe mamindra ilay olona. DH: "izay miaina amim-pahamarinana" na "izay mahitsy"
|
||
|
|
||
|
# sambatra ny olona izay
|
||
|
|
||
|
Eto ny "olona" dia midika vahoaka amin'ny ankapobeny. DH: "sambatra ireo izay"
|