plt_tn/jdg/05/11.md

12 lines
320 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ihany ny hiran'i Debora sy Baraka.
# Henoy ny feon'ireo izay
Eto ny hoe "feo" dia misilo tena ny vahoaka mihira. DH: "Henoy ireo"
# nidina teo amin'ny vavahadin'ny tanàna
Eto ny hoe "vavahady" dia ilay tanàna manontolo. DH: "niverina tany an-tanànan'izy ireo"