# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ihany ny hiran'i Debora sy Baraka. # Henoy ny feon'ireo izay Eto ny hoe "feo" dia misilo tena ny vahoaka mihira. DH: "Henoy ireo" # nidina teo amin'ny vavahadin'ny tanàna Eto ny hoe "vavahady" dia ilay tanàna manontolo. DH: "niverina tany an-tanànan'izy ireo"