plt_tn/jdg/03/16.md

16 lines
556 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# iray hakiho
Raha ilaina ny mampiasa fandrefesana vaovao, dia indreto misy fomba roa handrefesana izany. D.H: "46 santimetatra" na "sahabo atsasa-metatra" (UDB)
# nafatony teo amin'ny moron'akanjony teo amin'ny feny an-kavanany izany
"nafatony teo amin'ny feny an-kavanana tao amban'ny ankajony izany"
# fe
"ambonin'ny ranjo''
# Ary Eglona dia lehilahy matavy be
Eto ny hoe "Ary" dia nampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny amin'ny votoatin'ny fizotrin'ny tantara. Eto ny mpitantara dia manambara ny fampahafantarana fototra mikasika an'i Eglona.