# iray hakiho Raha ilaina ny mampiasa fandrefesana vaovao, dia indreto misy fomba roa handrefesana izany. D.H: "46 santimetatra" na "sahabo atsasa-metatra" (UDB) # nafatony teo amin'ny moron'akanjony teo amin'ny feny an-kavanany izany "nafatony teo amin'ny feny an-kavanana tao amban'ny ankajony izany" # fe "ambonin'ny ranjo'' # Ary Eglona dia lehilahy matavy be Eto ny hoe "Ary" dia nampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny amin'ny votoatin'ny fizotrin'ny tantara. Eto ny mpitantara dia manambara ny fampahafantarana fototra mikasika an'i Eglona.