plt_tn/jdg/03/07.md

28 lines
1002 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
Eto ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 2:11 ny fomba nadikanao izany.
# nanadino an'i Yaveh Andrimanitr'izy ireo
Eto ny hoe "nanadino" dia fomba fiteny izay midika hoe: "nitsahatra tsy nankatò izy ireo."
# nirehatra tamin'Israely ny fahatezeran'i Yaveh
Ny fahatezerana mafin'i Yaveh dia tahaka ny hoe zavatra arehitra toy ny afo. DH: " Tezitra mafy i Yaveh"
# namidiny teo am-pelatanan'ny Kozana-Risataima
Ny famelana ny vahoakan'Israely ho resy dia resahina toy ny hoe namidin'i Yaveh tamin'i Kozana-risataima izy ireo. DH: "namela an'i Kozana-Risataima sy ny tafiny andresy azy ireo"
# teo am-pelatanan'ny Kozana-risataima
Eto ny hoe "am-pelatanana" dia sarinteny izay midika hoe hery na fifehezana. Ary koa, ny hoe "Kozana-risataima" dia fibangoan-teny izay ilazana ireo tafiny.
# Kozana-risataima
Anaran-dehilahy izany.
# Arama Naharaima
Anarana firenena izany.