forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
846 B
Markdown
24 lines
846 B
Markdown
|
# Nirehitra tamin'i Israely ny hatezeran'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Nampitahaina tamin'ny afo mandoro ny hatezeran'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
# ity firenena ity dia nandrava
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "firenena" dia ireo vahoaka. DH: "ireo vahoaka ireo dia nandrava" na "ireo Israelita dia nandrava"
|
||
|
|
||
|
# razana
|
||
|
|
||
|
Eto dia ilazana ireo razambe an'olona na vondron'olona izany.
|
||
|
|
||
|
# tsy nihaino ny feoko izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Feo" eto dia entina ilazana ireo izay nolazain'i Yaveh. DH: "tsy nankatò izay nandidiako azy ireo izy ireo" na "tsy nankatò Ahy izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ireo firenena
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "firenena" dia ilazana ireo vondron'olona izay nonina tao Kanana talohan'ireo Israelita.
|
||
|
|
||
|
# hitandrina ny lalan'i Yaveh sy handeha amin'izany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fanirian'i Yaveh ny vahoaka mba hiaina sy hankatò dia resahina toy ny hoe lalana. Ny olona iray mankatò an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalany.
|