plt_tn/jas/02/12.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noho izany mitenena sy manaova
"Koa tsy maintsy miteny ary mankatoa." Mandidy ireo olona hanao izany i Jakoba.
# izay ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafahana
Azo atao hoe DH: "izay mahafantatra fa Andriamanitra dia hitsara azy ireo amin'ny lalàn'ny fahafahana"
# amin'ny lalàn'ny
Misy hevitra ambadika io teny io fa Andriamanitra no hitsara araka ny lalàny.
# lalàn'ny fahafahana
"ny lalàna izay manome fahafahana marina"
# ny famindram-po dia mandresy
"Tsara kokoa ny famindram-po noho ny" na "Ny famindram-po dia maharesy ny." Eto ny famindram-po sy ny fahamarinana dia raisina toy ny hoe olona.