# Noho izany mitenena sy manaova "Koa tsy maintsy miteny ary mankatoa." Mandidy ireo olona hanao izany i Jakoba. # izay ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafahana Azo atao hoe DH: "izay mahafantatra fa Andriamanitra dia hitsara azy ireo amin'ny lalàn'ny fahafahana" # amin'ny lalàn'ny Misy hevitra ambadika io teny io fa Andriamanitra no hitsara araka ny lalàny. # lalàn'ny fahafahana "ny lalàna izay manome fahafahana marina" # ny famindram-po dia mandresy "Tsara kokoa ny famindram-po noho ny" na "Ny famindram-po dia maharesy ny." Eto ny famindram-po sy ny fahamarinana dia raisina toy ny hoe olona.