plt_tn/jas/01/12.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampatsiahy ireo mpino izay nandositra i Jakoba fa tsy mahatonga fakam-panahy Andriamanitra; milaza amin'izy ireo ny fomba hialana amin'ny fakam-panahy izy.
# Sambatra
Voatahy
# miaritra fitsapana
mijanona ho mahatoky amin'Andriamanitra mandritra ny ady sarotra
# avy nandalo fitsapana
neken'Andriamanitra
# handray ny satroboninahitry ny fiainana
Ny fiainana mandrakizay dia raisina toy ny hoe fehi-loha vita amin'ny ravin-kazo izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. DH: "handray ny fiainana mandrakizay ho valim-pitiany"
# nampanantenaina tamin'ireo izay tia an' Andriamanitra
Azo atao hoe DH: "Nampanantena ny satro-boninahitry ny fiainana ho an'ireo izay tia Azy Andriamanitra"
# halaim-panahy
"rehefa maniry ny hanao zavatra ratsy izy"
# Andriamanitra no naka fanahy ahy
Azo atao hoe DH: "Mitady hampanao zavatra ratsy ahy Andriamanitra"
# Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaina fanahy
Azo atao hoe DH: "Tsy maniry ny hanao zavatra ratsy Andriamanitra"
# sady tsy mba maka fanahy na an'iza na iza
"ary Andriamanitra tsy mitady izay hanaovan'iza na iza ratsy"