# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampatsiahy ireo mpino izay nandositra i Jakoba fa tsy mahatonga fakam-panahy Andriamanitra; milaza amin'izy ireo ny fomba hialana amin'ny fakam-panahy izy. # Sambatra Voatahy # miaritra fitsapana mijanona ho mahatoky amin'Andriamanitra mandritra ny ady sarotra # avy nandalo fitsapana neken'Andriamanitra # handray ny satroboninahitry ny fiainana Ny fiainana mandrakizay dia raisina toy ny hoe fehi-loha vita amin'ny ravin-kazo izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. DH: "handray ny fiainana mandrakizay ho valim-pitiany" # nampanantenaina tamin'ireo izay tia an' Andriamanitra Azo atao hoe DH: "Nampanantena ny satro-boninahitry ny fiainana ho an'ireo izay tia Azy Andriamanitra" # halaim-panahy "rehefa maniry ny hanao zavatra ratsy izy" # Andriamanitra no naka fanahy ahy Azo atao hoe DH: "Mitady hampanao zavatra ratsy ahy Andriamanitra" # Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaina fanahy Azo atao hoe DH: "Tsy maniry ny hanao zavatra ratsy Andriamanitra" # sady tsy mba maka fanahy na an'iza na iza "ary Andriamanitra tsy mitady izay hanaovan'iza na iza ratsy"