plt_tn/rom/07/02.md

8 lines
235 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny vehivavy izay manambady
Izany dia manondro ny vehivavy rehetra izay manambady.
# antsoina hoe mpijangajanga izy
Afaka adika hoe DH: "ho raisin'Andriamanitra ho mpijangajanga izy" na "ny olona dia hiantso azy hoe mpijangajanga"