# ny vehivavy izay manambady Izany dia manondro ny vehivavy rehetra izay manambady. # antsoina hoe mpijangajanga izy Afaka adika hoe DH: "ho raisin'Andriamanitra ho mpijangajanga izy" na "ny olona dia hiantso azy hoe mpijangajanga"