plt_tn/rom/01/32.md

16 lines
495 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hain'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra
"fantatr'izy ireo ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'izy ireo"
# fa ireo izay manao zavatra tahaka izany
Eto ny teny hoe "manao" dia ilazana hoe mandrakariva na fahazarana manao zavatra izay ratsy. DH: "ary ireo manao zavatra ratsy hatrany"
# ireo zavatra ireo
"ireo karazana zava-dratsy ireo"
# izay manao ireny koa
Eto ny matoanteny "manao" dia milaza ny fanaovana ny zavatra izay ratsy hatrany. DH: "izay ny fanaovana ireo zava-dratsy hatrany"