# Hain'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra "fantatr'izy ireo ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'izy ireo" # fa ireo izay manao zavatra tahaka izany Eto ny teny hoe "manao" dia ilazana hoe mandrakariva na fahazarana manao zavatra izay ratsy. DH: "ary ireo manao zavatra ratsy hatrany" # ireo zavatra ireo "ireo karazana zava-dratsy ireo" # izay manao ireny koa Eto ny matoanteny "manao" dia milaza ny fanaovana ny zavatra izay ratsy hatrany. DH: "izay ny fanaovana ireo zava-dratsy hatrany"