plt_tn/num/35/19.md

8 lines
308 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny mpamaly rà
Eto ny teny hoe "rà" dia sarinteny hilazana ny famonoana. DH: "Ny olona izay mamaly faty ny mpamono olona" na "Ny havana izay mitady hamaly faty"
# ho vonoina tokoa ilay voampanga izay namely azy
DH: "tsy maintsy hamono ny voampanga tokoa ny havana" na "tsy maintsy maty ilay voampanga"