# Ny mpamaly rà Eto ny teny hoe "rà" dia sarinteny hilazana ny famonoana. DH: "Ny olona izay mamaly faty ny mpamono olona" na "Ny havana izay mitady hamaly faty" # ho vonoina tokoa ilay voampanga izay namely azy DH: "tsy maintsy hamono ny voampanga tokoa ny havana" na "tsy maintsy maty ilay voampanga"