forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
540 B
Markdown
12 lines
540 B
Markdown
|
# Dia tonga tamin'i Mosesy ny zanakavavin'i Zelofada...zanaka lahin'i Josefa
|
||
|
|
||
|
"Dia tonga teo amin'i Mosesy ireo zanaka vavin'i Zelofada zanak'i Hefera zanak'i Gileada zanak'i Makira zanak'i Manase, avy amin'ny fokon'i Manase zanak'i Josefa." Manambara ny tetiaran'i Zefolada io.
|
||
|
|
||
|
# Zelofada zanaka lahin'i Hefera...Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny fomba nanaovanao ireo anarana ireo ihany tao amin'ny 26:33 izany.
|
||
|
|
||
|
# Gileada...Makira
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny fomba nanaovanao ireo anarana ireo ihany tao amin'ny 26:28 izany.
|