# Dia tonga tamin'i Mosesy ny zanakavavin'i Zelofada...zanaka lahin'i Josefa "Dia tonga teo amin'i Mosesy ireo zanaka vavin'i Zelofada zanak'i Hefera zanak'i Gileada zanak'i Makira zanak'i Manase, avy amin'ny fokon'i Manase zanak'i Josefa." Manambara ny tetiaran'i Zefolada io. # Zelofada zanaka lahin'i Hefera...Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza Adikao tahaka ny fomba nanaovanao ireo anarana ireo ihany tao amin'ny 26:33 izany. # Gileada...Makira Adikao tahaka ny fomba nanaovanao ireo anarana ireo ihany tao amin'ny 26:28 izany.