plt_tn/num/14/20.md

16 lines
412 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho feno ny voninahitro koa ny tany rehetra
DH: "hameno ny tany rehetra ny voninahitro"
# mbola naka fanahy Ahy
"manohy mitsapa Ahy ihany izy ireo"
# izay impolo izay
Eto ny isa 10 dia manambara fotoana imbetsaka tokoa. DH: "imbetsaka tokoa"
# tsy nihaino ny feoko
Eto ny hoe "nihaino" dia manambara fankatoavana, ary ny feon'Andriamanitra dia manambara izay nolazainy. DH: "tsy nankatoa izay nolazaiko"