# ho feno ny voninahitro koa ny tany rehetra DH: "hameno ny tany rehetra ny voninahitro" # mbola naka fanahy Ahy "manohy mitsapa Ahy ihany izy ireo" # izay impolo izay Eto ny isa 10 dia manambara fotoana imbetsaka tokoa. DH: "imbetsaka tokoa" # tsy nihaino ny feoko Eto ny hoe "nihaino" dia manambara fankatoavana, ary ny feon'Andriamanitra dia manambara izay nolazainy. DH: "tsy nankatoa izay nolazaiko"