plt_tn/luk/07/31.md

20 lines
553 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy milaza amin'ny olona ny momban'i Jaona mpanao batisa
# Amin'inona, ary, no afahako mampitaha ... izy ireo?
Jesosy mampiasa ireo fanontaniana ireo mba hampidirana fampitahana.
# Izy ireo dia tahaka ny
Ireo teny ireo dia fiantombohan'ny fampitahan'i Jesosy. Jesosy dia milaza fa ny olona dia toy ankizy izay mety afa-po amin'ny fomba fihetsiky ny ankizy hafa mihintsy.
# tsy nandihy ianareo
"fa tsy nandihy tamin'ilay hira ianareo"
# tsy nitomany ianareo
"fa tsy nitomany niaraka taminay ianareo"