# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy milaza amin'ny olona ny momban'i Jaona mpanao batisa # Amin'inona, ary, no afahako mampitaha ... izy ireo? Jesosy mampiasa ireo fanontaniana ireo mba hampidirana fampitahana. # Izy ireo dia tahaka ny Ireo teny ireo dia fiantombohan'ny fampitahan'i Jesosy. Jesosy dia milaza fa ny olona dia toy ankizy izay mety afa-po amin'ny fomba fihetsiky ny ankizy hafa mihintsy. # tsy nandihy ianareo "fa tsy nandihy tamin'ilay hira ianareo" # tsy nitomany ianareo "fa tsy nitomany niaraka taminay ianareo"