plt_tn/job/06/12.md

16 lines
754 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Mampiasa fanontaniana fampisainana mitovy isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny tsy fahampian-kerin'i Joba ny hiaritra fahoriana.
# Herim-bato ve ny heriko? Na vita amin'ny varahina ve ny nofoko?
mitaratra ny fahalemen'ny vatany amin'ny sarotra, fitaovana mafy orina mba hanamafisana ny fahampian-keriny. DH: "Tsy mafy tahaka ny vato aho. Tsy vita tamin'ny vy ny vatako."
# Tsy marina ve fa tsy misy fanampiana intsony ao amin'ny tenako...tamiko ?
DH: " Marina fa tsy manana ambin-kery...tamiko."
# nesorina tamiko ny fahendrena
"efa nesorina tamiko ny fahombiazako" na "efa nesorina tamiko ny hery anaty" DH: "Lasa ny hery anatiko."