# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Mampiasa fanontaniana fampisainana mitovy isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny tsy fahampian-kerin'i Joba ny hiaritra fahoriana. # Herim-bato ve ny heriko? Na vita amin'ny varahina ve ny nofoko? mitaratra ny fahalemen'ny vatany amin'ny sarotra, fitaovana mafy orina mba hanamafisana ny fahampian-keriny. DH: "Tsy mafy tahaka ny vato aho. Tsy vita tamin'ny vy ny vatako." # Tsy marina ve fa tsy misy fanampiana intsony ao amin'ny tenako...tamiko ? DH: " Marina fa tsy manana ambin-kery...tamiko." # nesorina tamiko ny fahendrena "efa nesorina tamiko ny fahombiazako" na "efa nesorina tamiko ny hery anaty" DH: "Lasa ny hery anatiko."