plt_tn/job/03/13.md

20 lines
731 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana. Natory aho ary nitsahatra
Mampiasa fehezanteny roa i Joba mba hieritreretana raha mba nanahoana raha tsy teraka izy na maty teo am-piterahana.
# Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana
Maka sary an-tsaina ny zavatra mety ho nitranga tany aloha i Joba kanefa tsy niseho araka ny voalaza etsy ambony. DH: "Tokony efa ho nandry am-pilaminana aho"
# mandry am-pilaminana
"resin-tory, mandry am-piadanana"
# ary efa nitsahatra
ny teny hoe hoe "mitsahatra" eto dia midika ho mandry am-piadanana, kanefa ihany koa tsy te hiaina ireo fanaintainana izay iainany Joba.
# niaraka tamin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsain'ny tany
"miaraka amin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy"