# Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana. Natory aho ary nitsahatra Mampiasa fehezanteny roa i Joba mba hieritreretana raha mba nanahoana raha tsy teraka izy na maty teo am-piterahana. # Fa tahaka izay aho efa nandry am-pilaminana Maka sary an-tsaina ny zavatra mety ho nitranga tany aloha i Joba kanefa tsy niseho araka ny voalaza etsy ambony. DH: "Tokony efa ho nandry am-pilaminana aho" # mandry am-pilaminana "resin-tory, mandry am-piadanana" # ary efa nitsahatra ny teny hoe hoe "mitsahatra" eto dia midika ho mandry am-piadanana, kanefa ihany koa tsy te hiaina ireo fanaintainana izay iainany Joba. # niaraka tamin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsain'ny tany "miaraka amin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy"