plt_tn/gen/39/19.md

24 lines
668 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
"Ary koa." Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# ny tompony
"ny tompon'i Josefa." Ilazana an'i Potifara izany. Afaka atao mazava izany fampahafantarana izany. DH: "i Potifara, tompon'i Josefa"
# henon'ny tompony ny fanazavana notenenin'ny vadiny taminy
"naheno ny fanazavan'ny vadiny taminy izy." Ny teny hoe "..ny" sy ny "izy" eto dia ilazana an'i Potifara.
# dia tezitra mafy izy
"tezitra mafy i Potifara"
# tany am-ponja, toerana izay nitazomana ireo voafonjan'ny mpanjaka
Afaka atao izany hoe: DH: "ny toerana izay hametrahan'ny mpanjaka ireo gadrany"
# tao (...) izy
"nijanona tao i Josefa"