forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
372 B
Markdown
20 lines
372 B
Markdown
|
# latsaka tao anaty tori-maso lalina i Abrama
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny izany. DH: "rendrikin'ny torimaso Abrama"
|
||
|
|
||
|
# haizina lalina sy nampihororo
|
||
|
|
||
|
"haizin-kitroka izay nampitahotra azy fatratra"
|
||
|
|
||
|
# nandifotra azy
|
||
|
|
||
|
"nanodidina azy"
|
||
|
|
||
|
# vahiny
|
||
|
|
||
|
"mpiavy" na "vahiny"
|
||
|
|
||
|
# ho andevozina sy ampahoriana
|
||
|
|
||
|
Afaka atao izany hoe: DH: "ary ireo tompon-tany hanandevo sy hampahory ireo taranakao"
|