plt_tn/gen/08/10.md

20 lines
394 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
"mihainoa " na "zavatra manan-danja izao"
# ravin'oliva vao notangosana
"ravina izay notangosany tamin'ny hazo oliva"
# notangosana
"notapahana"
# niandry hafitoana indray izy
"mbola niandry hafitoana indray izy"
# Tsy niverina teo aminy intsony izy
Raha tsy azon'ny olona izany, dia afaka ataonao mazava: "Tsy niverina teo aminy intsony izy satria nahita toerana hijanonana."