forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
818 B
Markdown
12 lines
818 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ity no faran'ny didy izay nomen'i Artaksersesy Mpanjaka an'i Ezra.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fahendrena izay efa nomen'Andriamanitra anao, dia manendre mpitsara sy olona lalin-tsaina hanompo
|
||
|
|
||
|
Ny anarana hoe "fahendrena" dia afaka ambara amin'ny teny hoe "hendry" na "am-pahendrena". DH: "Nataon'Andriamanitra ho hendry ianao, ka tsy maintsy manendry am-pahendrena mpitsara sy olona lalin-tsaina"
|
||
|
|
||
|
# na amin'ny alalan'ny fahafatesana, na fandroahana, fanagiazana ny fananan'izy ireo, na fanagadrana
|
||
|
|
||
|
Ireo anarana dia afaka adika ho matoanteny. DH: "na amin'ny alalan'ny famonoana azy ireo, fandroahana azy ireo, fanagiazana ny fananan'izy ireo, na fanagadrana azy ireo" na "Afaka mamono azy ireo, mandroaka azy ireo, maka ireo zavatra izay azy ireo, na mandefa azy ireo any an-tranomaizina ianao"
|