plt_tn/col/02/06.md

24 lines
909 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mifotora mafy aminy ... miorena ao aminy .. miorena ... mazotoa
Ireo teny ireo dia manazava ny dikan'ny hoe: "mandeha miaraka Aminy."
# Mifotora mafy aminy
Paoly dia miresaka ny olona iray manam-pinoana marina ao amin'i Kristy toy ny hoe hazo izay manana faka lalina sy mitombo.
# miorena ao aminy
Paoly dia miresaka ny olona iray manam-pinoana marina ao amin'i Kristy toy ny hoe fanorenana izay manana fototra matanjaka.
# miorena amin'ny finoana
"matokia an'i Jesosy amin'ny zava-drehetra"
# izay efa nampianarina anareo
Tsara ny tsy fitenenana na fanononana ny anaran'ilay nampianatra, dia i Epafra eto (1:7). Afaka atao hoe: "arak'izay efa nianaranareo" na "araka izay nampianarin'izy ireo anareo" na "araka izay efa nampianariny anao"
# mazotoa manome fisaorana
Paoly dia miresaka ny fisaorana toy ny hoe zavatra izay afaka azon'ny olona iray. DH: "meteza ho be fisaorana an'Andriamanitra"