plt_tn/act/13/44.md

20 lines
659 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantaarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly.
# saika ny tanàna manontolo
Ny "tanàna" dia maneho ny olona ao an-tanàna. Ity fehezanteny ity dia ampiasaina mba hampisehoana ny valiny lehibe amin'ny tenin'ny Tompo. DH: "ampahany lehibe amin'ny tanàna
# mba handre ny tenin'ny Tompo
Voalaza fa i Paoly sy i Barnabasy no niteny ny tenin'ny Tompo. DH: "mba hihainoan'i Paoly sy Barnabasy ny momba an'i Jesosy Tompo"
# Ireo Jiosy
Eto "Ireo Jiosy" dia misolo-tena ireo mpitarika Jiosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy"
# feno fialonana
Eto ny fialonana dia voalaza fa toy ny hoe zavatra mety hameno olona. DH: "nialona be"