forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1018 B
Markdown
24 lines
1018 B
Markdown
|
# Ny zanakao ... ianao, vehivavy ... manoratra ho anao
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "anao" sy "ianao" dia hilazana zavatra tokana.
|
||
|
|
||
|
# Toy ny nandraisantsika izany didy izany avy tamin'ny Ray
|
||
|
|
||
|
"Toy ny nandidian'Andriamanitra Ray antsika."
|
||
|
|
||
|
# Tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao aho
|
||
|
|
||
|
"Tsy toy ny mandidy anao mba hanao zavatra vaovao aho."
|
||
|
|
||
|
# Fa izay nananantsika hatramin'ny voalohany
|
||
|
|
||
|
Eto, "fiandohana" dia manondro ny "fotoana ninoantsika voalohany." DH: "fa manoratra aminareo kosa aho ny amin'ny nandidian'i Kristy mba ho ataontsika fony isika vao nino.
|
||
|
|
||
|
# Dia ny tokony hifankatiavantsika
|
||
|
|
||
|
Izany dia afaka adika ho fehezanteny vaovao: "Ary izy dia nandidy fa isika dia tokony hifankatia."
|
||
|
|
||
|
# Izao no didy, araka ny renareo hatramin'ny voalohany, dia ny tokony handehananareo amin'izany.
|
||
|
|
||
|
Ny fitondrana ny fiainantsika araka ny didin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'izany isika. Ny teny hoe: "izany" dia manondro ny fitiavana. "Ary nandidy anareo Izy, satria ianareo nino voalohany, dia ny mba hifankatiavanareo.
|