forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
661 B
Markdown
12 lines
661 B
Markdown
|
# Fa niresaka tamin'i Abigaila, vadin'i Nabala, ny iray tamin'ireo olona
|
||
|
|
||
|
Mety ilainao ny manazava izay nataon'ilay tpvolahy talohan'ny niresahany tamin'i Abigaila. DH: "Nisy iray tamin'ny olon'i Nabala nahalala izay nokasain'i Davida sy ny olony hatao, koa dia nankany amin'i Abigaila vadin'i Nabala izy"
|
||
|
|
||
|
# tsy nisy ratsy nanjo anay
|
||
|
|
||
|
Io dia azo atao hoe DH: "Tsy nisy naninona anay" na "Nilamina izahay"
|
||
|
|
||
|
# tsy nisy tsy ampy taminay raha mbola nandeha niaraka tamin'izy ireo koa izahay
|
||
|
|
||
|
"tsy nisy na inona na inona very taminay rehefa niaraka tamin'izy ireo." Nisakana ny bibidia sy ireo olona hafa tsy hangalatra ny biby fiompin'i Nabala ireo olon'i Davida.
|