plt_tn/1sa/14/24.md

20 lines
828 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia tsy nisy olona avy ao amin'ny antoko nanendry sakafo
Ny fahazoan'ny antoko dia tsy nisy famelombelomana azo natao tao ambanin'ny fianianan'i Saoly.
# niditra tao an'ala ny vahoaka
Nandositra nankany an'ala ireo miaramila Filistina ary narahin'ny Israelita tany.
# nikoriana ny tantely
Io dia filaza-masaka hanindriana ny haben'ny tantely nisy tany an'ala. DH: "nisy tantely be dia be teny rehetra teny"
# tsy nisy olona nanao ny tanany tao am-bavany
Eto ny hoe "ny tanany tao am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "tsy nisy nihinana"
# natahotra ny fianianana ny vahoaka
Tsy natahotra ilay fianianana akory ny vahoana, fa ny famaizana izay nifandraika tamin'ny fandikana ilay fianianana. DH: "natahotra izay hataon'i Saoly amin'izy ireo ny vahoaka raha mandika izany fianianana izany izy ireo"