forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
939 B
Markdown
20 lines
939 B
Markdown
|
# Izany no famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny
|
||
|
|
||
|
Ambaran'i Petera fa ny batisa dia mifandraika amin'ny fomba namonjen'Andriamanitra an'i Noa sy ny fianakaviany tao amin'ny sambofiara tamin'ny safo-drano.
|
||
|
|
||
|
# ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny
|
||
|
|
||
|
Ny batisa dia midika fa mamonjy ny olona Andriamanitra. DH: "ny batisa izay hamonjen'Andriamanitra anareo ankehitriny"
|
||
|
|
||
|
# ny antson'ny feon'ny fieritreretana tsara amin'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "ny antson'ny olona amin'Andriamanitra mba hanome fieritreretana tsara azy" 2) "ny voadin'ny olona iray amin'Andriamanitra izay natao tamin'ny eritreritra tsara, izany hoe, am-pahamarinana."
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny alalan'ny fitsangan'I Jesosy Kristy tamin'ny maty
|
||
|
|
||
|
"nohon'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty." Io fehezanteny io no mameno ny hevitra hoe: "Marika famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny."
|
||
|
|
||
|
# manaiky Azy
|
||
|
|
||
|
"manaiky an'i Jesosy Kristy"
|