plt_tn/tit/03/04.md

12 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rehefa niseho ny hatsaram-panahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona
Paoly dia miresaka ny hatsaram-panahin'Andriamanitra sy ny fitiavany toy ny hoe olona izay tonga imasontsika izy ireny.
# Tamin'ny famindram-pony
"Satria namindra fo tamintsika izy."
# Fanadiovan'ny fahateraham-baovao
Paoly dia mety miresaka ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra amin'ireo mpanota tahaka ny hoe manasa azy ireo ara-batana izy. Izy ihany koa dia miresaka momba ireo mpanota izay tonga manaiky an'Andriamanitra toy ny hoe teraka indray izy ireo.