# Rehefa niseho ny hatsaram-panahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona Paoly dia miresaka ny hatsaram-panahin'Andriamanitra sy ny fitiavany toy ny hoe olona izay tonga imasontsika izy ireny. # Tamin'ny famindram-pony "Satria namindra fo tamintsika izy." # Fanadiovan'ny fahateraham-baovao Paoly dia mety miresaka ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra amin'ireo mpanota tahaka ny hoe manasa azy ireo ara-batana izy. Izy ihany koa dia miresaka momba ireo mpanota izay tonga manaiky an'Andriamanitra toy ny hoe teraka indray izy ireo.