plt_tn/sng/07/03.md

36 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ilay tiany ny malalan'ilay tovovavy.
# Ireo nononao roa dia tahaka ny zanaka serfa roa, gazela kambana
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:4.
# Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory
Ampitahain'ilay tia amin'ny tilikambo vita tamin'ny ivory ny vozony.
# ivory
vangy fotsy na nifim-biby izay mitovy amin'ny taolana. Mampiasa ivory ny olona mba hanaovana taozavatra sy hanatsarana ireo zavatra.
# ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona
DH: "ny masonao dia mazava sy mamiratra tahaka ny dobon-drano ao Hesbona."
# Hesbona
Io dia anaran-tanàna atsinanan'ny Reniranon'i Jordana.
# Bata Rabima
Io dia anaran-tanàna.
# Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona
Ny orony dia lava sy mahitsy tahaka ny tilikambo lava sy mahitsy ihany.
# izay mitodika mankany Damaskosy
"izay ahafahan'ny olona mijery mankany Damaskosy"