forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# tamin'ireo loholona sy ny olona rehetra
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona rehetra tonga nanatrika ny fivoriana, fa tsy ny olona rehetra eo an-tanàna.
|
||
|
|
||
|
# izay rehetra an'i Elimeleka sy izay rehetra an'i Kiliona ary Mahalona
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny tany rehetra sy ny fananan'ny vadin'i Naomy efa maty sy ireo zanany.
|
||
|
|
||
|
# teny an-tanan'i Naomy
|
||
|
|
||
|
Ny tanan'i Naomy dia maneho an'i Naomy. Izy no tompon'andraikitra tamin'ny fifanakalozam-bola. DH: "avy amin'i Naomy"
|
||
|
|
||
|
# mba hahafahako manandratra ny anaran'ilay lehilahy maty mba ho lovany
|
||
|
|
||
|
Ny lahimatoa izay naterak'i Rota dia hoheverina ara-dalàna ho zanak'i Mahalona ary handova ny tany izay novidin'i Boaza tamin'i Naomy. DH: "mba homeko zazalahy lahy handova ny fananan'ny maty izy"
|
||
|
|
||
|
# ka tsy hiala eo amin'ireo rahalahiny sy eo amin'ny vavahadin'io toerana io ny anarany
|
||
|
|
||
|
Ny hoe adino dia lazaina toy ny hoe nasorina tao antin'ny lisitry ny olona izay niaina taloha ny anarany. DH: "mba tsy hohadinoin'ireo taranaky ny rahalahiny sy ny mponina ao amin'ity tanàna ity izy"
|
||
|
|
||
|
# vavahadin'ny fonenany
|
||
|
|
||
|
Ny vavahadin'ny tanàna dia fandraisana ny fanapahan-kevitra lehibe ara-dalàna, toy ny fanapahan-kevitra momba izay tompon-tany.
|